FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa ho masina eo anatrehan’Andriamaniny+ kosa izy, ary tsy hanazimbazimba ny anaran’Andriamaniny,+ satria izy no manolotra ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, dia ny sakafo ho an’Andriamaniny.+ Aoka ho masina izy.+

  • Levitikosy 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa hamasino izy,+ satria izy no manolotra ny sakafo ho an’Andriamanitrao. Ary tokony ho masina aminao izy,+ satria masina izaho Jehovah izay manamasina anareo.+

  • Isaia 52:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mialà, mialà, mivoaha avy ao,+ ary aza mikasika an’izay maloto!+ Mivoaha avy ao aminy,+ ary aoka hadio ianareo izay mitondra ny fitaovan’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara