3 sy ny Kananita+ tany atsinanana sy tany andrefana, sy ny Amorita+ sy ny Hetita+ sy ny Perizita+ sy ny Jebosita+ teny amin’ny faritra be tendrombohitra, ary ny Hivita+ teo am-pototr’i Hermona+ any Mizpa.+
15 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Raha maro an’isa àry ianareo, dia mandehana kapao ny ala ao amin’ny tanin’ny Perizita+ sy ny Refaima+ mba hahazoanareo tany hipetrahanareo, fa kely loatra ho anareo ilay faritra be tendrombohitr’i+ Efraima.”