FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tokony ho nilaza aho hoe: “Haparitako ireo,+

      Ary hovonoiko tsy ho eo amin’ny olombelona mety maty ny fahatsiarovana azy.”+

  • Isaia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha tsy i Jehovah Tompon’ny tafika no namela sisa niangana tamintsika,+ dia ho efa tonga tahaka an’i Sodoma sy ho nitovy tamin’i Gomora isika.+

  • Ezekiela 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘“Havelako hisy sisa ihany anefa aminareo, dia ireo tsy matin-tsabatra any amin’ireo firenena, rehefa haparitaka any amin’ny tany samy hafa ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara