Ezra 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa aoka ianareo ho mailo sy hitandrina tsara, mandra-pandanjanareo+ izany ao amin’ny efitra fisakafoana+ ao an-tranon’i Jehovah, eo anatrehan’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Levita ary ireo andrianan’ny Israely any Jerosalema.”
29 Koa aoka ianareo ho mailo sy hitandrina tsara, mandra-pandanjanareo+ izany ao amin’ny efitra fisakafoana+ ao an-tranon’i Jehovah, eo anatrehan’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Levita ary ireo andrianan’ny Israely any Jerosalema.”