-
1 Samoela 11:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia naka omby roa izy, ka norasarasainy ary nampitondrainy an’ireo iraka ho any amin’ny faritra rehetran’ny Israely.+ Ary hoy izy: “Na iza na iza amintsika tsy mivoaka hanaraka an’i Saoly sy Samoela, dia toy izao no hatao amin’ny ombiny!”+ Koa natahotra mafy+ an’i Jehovah+ ny olona, ka niainga toy ny olona iray.+
-