FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia ireo niara-tonga tamin’i Zerobabela+ sy Jesoa+ sy Nehemia sy Seraia+ sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana.

      Ireto avy ny isan’ny lehilahy teo amin’ny vahoakan’Israely:

  • Ezra 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nitsangana i Jesoa+ zanak’i Jozadaka, sy ireo rahalahiny mpisorona, ary i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy ireo rahalahiny, ka nanorina ny alitaran’ilay Andriamanitry ny Israely mba hanolorana sorona dorana, araka izay voasoratra+ ao amin’ny lalàn’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra.

  • Nehemia 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia ireo niara-tonga tamin’i Zerobabela+ sy Jesoa+ sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay+ sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana.

      Ireto avy ny isan’ny lehilahy teo amin’ny vahoakan’Israely:

  • Zakaria 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary makà volafotsy sy volamena, ka manaova satroboninahitra+ tsara tarehy ary ataovy eo amin’ny lohan’i Josoa+ mpisoronabe, zanak’i Jozadaka, izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara