FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 I Mitredata, mpitahiry ny harenam-panjakana, no nasain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa nanara-maso ny famoahana sy ny fanisana an’ireny, ka nanolotra izany ho an’i Sesbazara,+ mpiadidy teo amin’ny Joda.+

  • Hagay 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Lazao amin’i Zerobabela governoran’i Joda+ hoe: ‘Hohozongozoniko ny lanitra sy ny tany.+

  • Lioka 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Joda zanak’i Joanana,

      Joanana zanak’i Resa,

      Resa zanak’i Zerobabela,+

      Zerobabela zanak’i Sealtiela,+

      Sealtiela zanak’i Nery,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara