FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ry Jehovah ô! Aoka re ny sofinao mba hihaino tsara ny vavaka+ ataon’ity mpanomponao, sy ataon’ireo mpanomponao, izay finaritra amin’ny fahatahorana ny anaranao e!+ Ary mba ataovy mahomby re izay ataon’ny mpanomponao anio e,+ ka ataovy miantra ahy io lehilahy io.”+

      Mpandroso zava-pisotron’ny+ mpanjaka aho tamin’izay.

  • Nehemia 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy nihinana ny anjara hanina tokony ho an’ny governora koa izaho sy ny rahalahiko,+ hatramin’ny andro nanendren’ny mpanjaka ahy ho governoran’izy+ ireo teto amin’ny tanin’i Joda, tamin’ny taona faharoapolo+ ka hatramin’ny taona faharoa amby telopolo+ nanjakan’i Artaksersesy+ Mpanjaka, izany hoe, nandritra ny roa ambin’ny folo taona.

  • Nehemia 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa ireto avy no nanisy tombo-kase+ an’izany:

      I Nehemia+ Governora+ zanak’i Hakalia,+

      Zedekia,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara