70 Nisy tamin’ny lohan’ny+ fianakaviambe+ nanao fanomezana ho an’ny asa.+ Ny Governora+ koa dia nanome an’ireto mba hatao ao amin’ny fitehirizan-karena: Volamena arivo drakma sy vilia baolina dimampolo ary akanjo lava telopolo sy dimanjato fanaovan’ny mpisorona.+