Jeremia 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misaona i Joda,+ milofika ireo vavahadiny+ ka midaboka amin’ny tany.+ Miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.+ Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+
2 Misaona i Joda,+ milofika ireo vavahadiny+ ka midaboka amin’ny tany.+ Miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.+
4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+