-
Nehemia 3:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary nanarakaraka an’ireo i Benjamina sy Hasoba, izay nanamboatra ny simba tandrifin’ny tranony avy. Ary nanarakaraka an’ireo i Azaria zanak’i Mahaseia, zanak’i Anania, izay nanamboatra ny simba teo akaikin’ny tranony.
-