-
Jeremia 31:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Ho masina eo anatrehan’i Jehovah+ ny faritra rehetra misy ny lemaka iva fanariana faty+ sy lavenona feno menaka,+ mbamin’ny tanimboly mikitohatohatra rehetra hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona,+ ary hatrany amin’ny zoron’ny Vavahadin-tsoavaly,+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro. Tsy hongotana izany, ary tsy horavana intsony mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+
-