FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nandefa iraka+ ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro, sady nandefa hazo sedera+ sy mpandrafitra ary mpanao ny vato hatao rindrina. Dia nanorina trano ho an’i Davida ireo.+

  • 2 Samoela 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa tafapetraka tao an-dapany+ ny mpanjaka, sady efa nataon’i Jehovah mandry feizay teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina,+

  • Nehemia 12:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Teo amin’ny Vavahadin-doharano+ izy ireo dia nizotra nahitsy, ka nandalo teo amin’ny Tohatoha-baton’ny+ Tanànan’i Davida,+ satria nandeha teo ambonin’ilay manda teo amin’ny fiakarana, dia ilay manda teo ambonin’ny Tranon’i Davida. Ary tonga hatrany amin’ny Vavahadin-drano+ tany atsinanana izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara