Isaia 38:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 nanao hoe: “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!” Dia nitomany be izy.+
3 nanao hoe: “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!” Dia nitomany be izy.+