Nehemia 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nanamboatra ny simba teo anilan’ireo i Meremota+ zanak’i Oria,+ zanak’i Hakoza. Teo anilany kosa i Mesolama+ zanak’i Berekia, zanak’i Mesezabela, ary teo anilany i Zadoka zanak’i Bana.
4 Ary nanamboatra ny simba teo anilan’ireo i Meremota+ zanak’i Oria,+ zanak’i Hakoza. Teo anilany kosa i Mesolama+ zanak’i Berekia, zanak’i Mesezabela, ary teo anilany i Zadoka zanak’i Bana.