Ezra 2:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Ary ireto avy no anisan’ny taranaky ny mpisorona:+ Ny taranak’i Habaia, sy ny taranak’i Hakoza,+ ary ny taranak’i Barzilay,+ ilay naka vady tamin’ny zanakavavin’i Barzilay+ Gileadita ka nanjary nantsoina tamin’ny anarany.
61 Ary ireto avy no anisan’ny taranaky ny mpisorona:+ Ny taranak’i Habaia, sy ny taranak’i Hakoza,+ ary ny taranak’i Barzilay,+ ilay naka vady tamin’ny zanakavavin’i Barzilay+ Gileadita ka nanjary nantsoina tamin’ny anarany.