2 Samoela 17:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary raha vao tonga tao Mahanaima i Davida, dia indreo ry Soby zanak’i Nahasy avy any Raban’ny+ taranak’i Amona,+ sy Makira+ zanak’i Amiela+ avy any Lo-debara, ary Barzilay+ Gileadita avy any Rogelima.+ 2 Samoela 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nidina avy any Rogelima i Barzilay+ Gileadita, mba ho any Jordana miaraka amin’ny mpanjaka, ka hanatitra azy hatreo Jordana. 1 Mpanjaka 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Fa anehoy hatsaram-panahy feno fitiavana kosa ireo zanakalahin’i Barzilay+ Gileadita, ka aoka ho anisan’izay mihinana eo amin’ny latabatrao+ izy ireo. Tsara fanahy tamiko mantsy izy ireo ka nanampy+ ahy fony aho nandositra teo anoloan’i Absaloma rahalahinao.+
27 Ary raha vao tonga tao Mahanaima i Davida, dia indreo ry Soby zanak’i Nahasy avy any Raban’ny+ taranak’i Amona,+ sy Makira+ zanak’i Amiela+ avy any Lo-debara, ary Barzilay+ Gileadita avy any Rogelima.+
31 Ary nidina avy any Rogelima i Barzilay+ Gileadita, mba ho any Jordana miaraka amin’ny mpanjaka, ka hanatitra azy hatreo Jordana.
7 “Fa anehoy hatsaram-panahy feno fitiavana kosa ireo zanakalahin’i Barzilay+ Gileadita, ka aoka ho anisan’izay mihinana eo amin’ny latabatrao+ izy ireo. Tsara fanahy tamiko mantsy izy ireo ka nanampy+ ahy fony aho nandositra teo anoloan’i Absaloma rahalahinao.+