FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Halainy koa ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo, mbamin’izay tsara indrindra amin’ny ombinareo ary ny ampondranareo, ka hampiasainy hiasa ho an’ny tenany.+

  • 2 Samoela 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Ziba: “Fa inona no dikan’ireo zavatra entinao ireo?”+ Ary hoy i Ziba: “Ny ampondra dia hitaingenan’ny ankohonan’ny mpanjaka, ny mofo sy ny voankazo masaka fahavaratra dia hohanin’ny tovolahy,+ ary ny divay kosa hosotroin’izay reraka+ any an-tany efitra.”+

  • Ezra 2:67
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 67 dimy amby telopolo sy efajato ny ramevany, ary roapolo sy fitonjato sy enina arivo ny ampondrany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara