FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ny andro fahafito kosa sabata ho an’i Jehovah Andriamanitrao.+ Aza manao asa na inona na inona ianao, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny mpanompolahinao, na ny mpanompovavinao, na ny biby fiompinao, na ny vahiny monina ao an-tanànanao.+

  • Isaia 58:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Raha manaja ny sabata ianao, ka avilinao tsy hanao izay sitrakao ny tongotrao amin’ny androko masina,+ ary raha toa ny sabata ka ataonao hoe tena fahafinaretana sy andro masin’i Jehovah, eny, andro omem-boninahitra,+ ka omenao voninahitra fa tsy manao izay tianao ianao na mitady izay sitrakao na miteniteny foana,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara