16 Ary hanao fivoriambe masina ianareo amin’ny andro voalohany, ary hanao fivoriambe masina+ koa amin’ny andro fahafito. Tsy tokony hanao asa na inona na inona ianareo amin’ireo andro ireo,+ fa ny fikarakarana ny sakafo hohanin’ny olona tsirairay ihany no azonareo atao.+