1 Samoela 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy i Samoela: “Fa inona no nataonao?”+ Dia hoy i Saoly: “Hitako fa efa niparitaka nandao ahy ny olona,+ ary ianao tsy tonga tao anatin’ny andro voatondro,+ nefa ny Filistinina efa tafangona ao Mikmasy,+
11 Ary hoy i Samoela: “Fa inona no nataonao?”+ Dia hoy i Saoly: “Hitako fa efa niparitaka nandao ahy ny olona,+ ary ianao tsy tonga tao anatin’ny andro voatondro,+ nefa ny Filistinina efa tafangona ao Mikmasy,+