Deoteronomia 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+ 1 Samoela 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa hitan’ny Israelita fa notandindomin-doza+ izy ireo satria voaterin’ny fahavalo, dia lasa niafina tany an-dava-bato+ sy tany an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, ary koa tany anaty vatolampy sy zohy ary lavaka fanangonan-drano.
20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+
6 Rehefa hitan’ny Israelita fa notandindomin-doza+ izy ireo satria voaterin’ny fahavalo, dia lasa niafina tany an-dava-bato+ sy tany an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, ary koa tany anaty vatolampy sy zohy ary lavaka fanangonan-drano.