1 Samoela 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tonga tao amin’i Ahimeleka mpisorona tany Noba+ i Davida, tatỳ aoriana. Dia nihorohoro i Ahimeleka+ rehefa nahita an’i Davida, ka niteny hoe: “Nahoana ianao no mandeha irery, fa tsy misy miaraka aminao?”+
21 Tonga tao amin’i Ahimeleka mpisorona tany Noba+ i Davida, tatỳ aoriana. Dia nihorohoro i Ahimeleka+ rehefa nahita an’i Davida, ka niteny hoe: “Nahoana ianao no mandeha irery, fa tsy misy miaraka aminao?”+