FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 33:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Taorian’izay, dia nanorina manda ivelany+ ho an’ny Tanànan’i Davida+ izy, nanomboka teo andrefan’i Gihona+ izay teo amin’ny lohasaha falehan-driaka, ka hatrany amin’ny Vavahadin-trondro.+ Ary nataony nihodidina hatrany Ofela+ ilay manda, sady nataony avo be. Dia nametrahany lehiben’ny tafika tany amin’ny tanàna voaro mafy rehetran’ny Joda.+

  • Nehemia 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ny Vavahadin-trondro+ no nataon’ny taranak’i Hasena. Nataon’izy ireo ny tolàna,+ ary napetany ny vavahady+ sy ny karetsaka ary ny bara hidiny.+

  • Zefania 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah, “dia hisy feo mikiakiaka avy any amin’ny Vavahadin-trondro,+ sy fidradradradrana avy any amin’ny tanàna vaovao,+ ary feon-javatra mirodorodo mafy avy eny amin’ny havoana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara