FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 ary horarahanao menaka, ka hasianao ditin-kazo manitra eo amboniny. Fanatitra varimbazaha+ izany.

  • Nehemia 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 dia efa nanao efitra fisakafoana+ malalaka ho an’i Tobia. Tao anefa taloha no fametrahana ny fanatitra varimbazaha,+ sy ny ditin-kazo manitra, sy ny fitaovana, sy ny fanomezana ho an’ny mpisorona, ary ny ampahafolon’ny varimbazaha sy ny divay vaovao+ ary ny menaka,+ izay samy natao ho an’ny Levita+ sy ny mpihira ary ny mpiandry vavahady.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara