Estera 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Avy hatrany dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hamana: “Alaivo haingana ilay akanjo sy soavaly, araka ny teninao. Dia ataovy amin’i Mordekay Jiosy izay mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka izany teninao izany, ka aza atao misy latsaka na iray aza.”+
10 Avy hatrany dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hamana: “Alaivo haingana ilay akanjo sy soavaly, araka ny teninao. Dia ataovy amin’i Mordekay Jiosy izay mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka izany teninao izany, ka aza atao misy latsaka na iray aza.”+