Salamo 104:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+ Mpitoriteny 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mitondra fifaliana ho an’ny mpiasa ny sakafo ary maharavoravo ny divay,+ fa ny vola kosa no ahazoana ny zava-drehetra.+ Efesianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary aza mba mamon-divay,+ fa mitarika ho amin’ny filibana+ izany. Fa aoka kosa ianareo ho feno fanahy masina+ hatrany,
15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+
19 Mitondra fifaliana ho an’ny mpiasa ny sakafo ary maharavoravo ny divay,+ fa ny vola kosa no ahazoana ny zava-drehetra.+
18 Ary aza mba mamon-divay,+ fa mitarika ho amin’ny filibana+ izany. Fa aoka kosa ianareo ho feno fanahy masina+ hatrany,