Estera 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia izy folo lahy zanak’i+ Hamana+ zanak’i Hamedota, ilay nankahala ny Jiosy.+ Tsy nandroba fananana+ anefa ny Jiosy. Joba 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ho fatin-tsabatra ny zanany, na dia mihamaro aza,+Ary tsy ho ampy sakafo ny taranany.
10 dia izy folo lahy zanak’i+ Hamana+ zanak’i Hamedota, ilay nankahala ny Jiosy.+ Tsy nandroba fananana+ anefa ny Jiosy.