Estera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Taorian’izany dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka voninahitra sy nasandrany+ i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ka nomeny seza fiandrianana ambony noho ny an’ny andriana hafa rehetra.+ Salamo 37:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hitako fa mpanjakazaka ny ratsy fanahy,+Sady misandrahaka toy ny hazo midoroboka eo amin’ny tany efa nisy azy hatramin’izay.+
3 Taorian’izany dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka voninahitra sy nasandrany+ i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ka nomeny seza fiandrianana ambony noho ny an’ny andriana hafa rehetra.+
35 Hitako fa mpanjakazaka ny ratsy fanahy,+Sady misandrahaka toy ny hazo midoroboka eo amin’ny tany efa nisy azy hatramin’izay.+