FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 21:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Raha misy olona manao fahotana mahameloka azy ho faty, ka novonoina+ ary nahantona teo amin’ny tsato-kazo,+

  • Estera 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Rehefa natao ny famotopotorana, dia fantatra fa tena marina izany. Koa nahantona+ teo amin’ny tsato-kazo+ izy roa lahy. Dia nosoratana tao amin’ny boky mirakitra ny tantaran’ny+ mpanjaka izany.

  • Estera 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy i Harbona,+ tandapan’ny+ mpanjaka: “Misy tsato-kazo+ mirefy dimampolo hakiho mitsangana ao akaikin’ny tranon’i Hamana. Nasain’i Hamana natao izy io mba hanantonana an’i Mordekay izay nilaza zavatra nahasoa ny mpanjaka.”+ Dia hoy ny mpanjaka: “Ahantony eo amin’izany i Hamana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara