Genesisy 41:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary nampitaingeniny teo amin’ny kalesim-boninahiny faharoa koa izy,+ mba hiantsoantsoan’ny olona teo alohany hoe: “Avreka!” Toy izany no nanendren’i Farao azy hiadidy an’i Ejipta manontolo. 2 Samoela 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izany, dia nampanao kalesy ho an’ny tenany i Absaloma. Ary nanana soavaly sy mpihazakazaka dimampolo lahy izy, nandeha teo alohany.+
43 Ary nampitaingeniny teo amin’ny kalesim-boninahiny faharoa koa izy,+ mba hiantsoantsoan’ny olona teo alohany hoe: “Avreka!” Toy izany no nanendren’i Farao azy hiadidy an’i Ejipta manontolo.
15 Taorian’izany, dia nampanao kalesy ho an’ny tenany i Absaloma. Ary nanana soavaly sy mpihazakazaka dimampolo lahy izy, nandeha teo alohany.+