11 Hoy koa izy: “Izao no ho zo ara-dalàna+ hananan’izay ho mpanjakanareo: Halainy ho azy ny zanakareo lahy,+ ka hataony eny amin’ny kalesiny+ sy miaraka amin’ny mpitaingin-tsoavaliny,+ ary ny sasany hihazakazaka eo alohan’ny kalesiny.+
5 Tamin’izany fotoana izany, dia nanandra-tena+ i Adonia+ zanakalahin’i Hagita,+ ka nanao hoe: “Izaho no hanjaka!”+ Dia nampanao kalesy ho azy izy, ary naka mpitaingin-tsoavaly sy lehilahy dimampolo ho mpihazakazaka eo alohany.+