FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 125:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Fa izay mivily hanaraka lalana tsy mahitsy kosa+

      Horoahin’i Jehovah miaraka amin’ny mpanao ratsy.+

      Fiadanana anie ho an’ny Israely!+

  • Ohabolana 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fitaka no ao am-pon’izay mikendry hanao ratsy,+ fa ravoravo kosa izay mandala fihavanana.+

  • Isaia 26:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hampihatra ny rariny ianao, Jehovah ô, mba hanomezana fiadanana ho anay,+ satria noho ianao no mahatomombana izay rehetra ataonay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara