Salamo 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hanome hery ny vahoakany i Jehovah.+Hitahy ny vahoakany i Jehovah ka hanome azy fiadanana.+ Isaia 57:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Izaho no mamorona ny vokatry ny molotra.+ Hisy fiadanana ho an’izay lavitra sy akaiky,+ ary hanasitrana azy aho”,+ hoy i Jehovah. Jeremia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Hampody ny fahasalamany sy hanasitrana azy aho.+ Hanasitrana azy ireo tokoa aho ary haharihariko aminy fa hisy fiadanam-be sy fahamarinana.+ Jaona 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fiadanana no avelako ho anareo. Omeko anareo ny fiadanako.+ Tsy tahaka ny fomba fanomezan’izao tontolo izao no anomezako azy anareo. Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo.
19 “Izaho no mamorona ny vokatry ny molotra.+ Hisy fiadanana ho an’izay lavitra sy akaiky,+ ary hanasitrana azy aho”,+ hoy i Jehovah.
6 ‘Hampody ny fahasalamany sy hanasitrana azy aho.+ Hanasitrana azy ireo tokoa aho ary haharihariko aminy fa hisy fiadanam-be sy fahamarinana.+
27 Fiadanana no avelako ho anareo. Omeko anareo ny fiadanako.+ Tsy tahaka ny fomba fanomezan’izao tontolo izao no anomezako azy anareo. Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo.