Ezra 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa:+ ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah+ Andriamanitry ny lanitra,+ ary izy no naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda. Daniela 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “PERESA: Nozaraina ny fanjakanao, ka homena ho an’ny Medianina sy ny Persianina.”+
2 “Izao no nolazain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa:+ ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah+ Andriamanitry ny lanitra,+ ary izy no naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda.