FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa natsotran’i Mosesy hanondro ny lanitra ny tehiny. Dia nandefa kotroka sy havandra+ i Jehovah, ary nisy afo koa nilatsaka tamin’ny tany. Ary nampilatsaka havandra be dia be teo amin’ny tany Ejipta i Jehovah.

  • Josoa 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha mbola nandositra teo anoloan’ny Israely izy ireo, dia nandatsahan’i Jehovah havandra+ vaventy avy tany an-danitra, teny amin’ny fidinana ao Beti-horona ka hatrany Azeka. Dia maty izy ireo, ary betsaka kokoa ny matin’ny havandra noho ny matin’ny zanak’Israely tamin’ny sabatra.

  • Joba 37:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mba hanasaziana,+ na handemana ny tany,+

      Na hanehoana hatsaram-panahy feno fitiavana,+ dia ampiasainy ny rahona.

  • Joba 38:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izay tehiriziko ho amin’ny fotoam-pahoriana,

      Ho amin’ny andro anafihana sy anaovana ady?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara