1 Mpanjaka 18:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nandritra izany fotoana izany, dia maintin’ny rahona ny lanitra ary nifofofofo ny rivotra,+ ka nirotsaka ny oram-be nivatravatra.+ Koa nitaingina ny kalesiny i Ahaba, ary nanezaka mafy ho tonga tany Jezirela.+ Jakoba 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nivavaka indray izy, dia nandatsaka orana ny lanitra, ka nahavokatra ilay tany.+
45 Nandritra izany fotoana izany, dia maintin’ny rahona ny lanitra ary nifofofofo ny rivotra,+ ka nirotsaka ny oram-be nivatravatra.+ Koa nitaingina ny kalesiny i Ahaba, ary nanezaka mafy ho tonga tany Jezirela.+