FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Raha mba afaka miteny amin’ilay Mahery Indrindra mantsy aho!+

      Eny, satriko ny hifandahatra amin’Andriamanitra.

  • Joba 23:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hoentiko eo anatrehany ny adiko,

      Ary hataoko eo am-bavako avokoa izay teny havaliko.

  • Joba 31:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Enga anie ka hisy hihaino ahy,+

      Ary hamaly an’izay efa nataoko sonia ilay Mahery Indrindra!+

      Enga anie ka hanoratra ny fiampangany ilay miady amiko eo amin’ny fitsarana!

  • Romanina 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hilaza amiko àry ianao hoe: “Nahoana izy no mbola manome tsiny ihany? Fa iza no nahatohitra ny sitrapony voambara mazava?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara