Joba 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha mba fantatro mantsy izay mety hahitako Azy,+Dia hankany amin’ny toerana misy azy aho!+ Joba 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Toy ny tamin’ny andro mbola nananako ny heriko manontolo,+Sy nisian’ny fisakaizan’Andriamanitra tao an-tranolaiko,+ Joba 31:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Enga anie ka hisy hihaino ahy,+Ary hamaly an’izay efa nataoko sonia ilay Mahery Indrindra!+Enga anie ka hanoratra ny fiampangany ilay miady amiko eo amin’ny fitsarana!
4 Toy ny tamin’ny andro mbola nananako ny heriko manontolo,+Sy nisian’ny fisakaizan’Andriamanitra tao an-tranolaiko,+ Joba 31:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Enga anie ka hisy hihaino ahy,+Ary hamaly an’izay efa nataoko sonia ilay Mahery Indrindra!+Enga anie ka hanoratra ny fiampangany ilay miady amiko eo amin’ny fitsarana!
35 Enga anie ka hisy hihaino ahy,+Ary hamaly an’izay efa nataoko sonia ilay Mahery Indrindra!+Enga anie ka hanoratra ny fiampangany ilay miady amiko eo amin’ny fitsarana!