Salamo 51:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+ Romanina 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho hita fa marina+ ary ny olona rehetra kosa ho hita fa mpandainga,+ araka ny voasoratra hoe: “Mba ho hita fa marina ianao amin’izay lazainao, ary handresy rehefa tsaraina.”+
4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+
4 Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho hita fa marina+ ary ny olona rehetra kosa ho hita fa mpandainga,+ araka ny voasoratra hoe: “Mba ho hita fa marina ianao amin’izay lazainao, ary handresy rehefa tsaraina.”+