Salamo 78:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Nampihariny tamin’izy ireo ny fahatezerany mafy,+Dia fisafoahana sy fanamelohana sy fampahoriana,+Ary anjely maro izay nirahina hitondra loza.+ Salamo 90:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao?+Ary iza no mahalala ny fisafoahanao? Lehibe toy ny halehiben’ny fahatahorana anao izany.+ Jeremia 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mifofofofo ny tafio-drivotra avy amin’i Jehovah, eny, mipoaka ny fahatezerany izay toy ny rivo-mahery mitsoka mafy dia mafy.+ Hitambolimbolina eo amin’ny lohan’ny ratsy fanahy izany.+
49 Nampihariny tamin’izy ireo ny fahatezerany mafy,+Dia fisafoahana sy fanamelohana sy fampahoriana,+Ary anjely maro izay nirahina hitondra loza.+
11 Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao?+Ary iza no mahalala ny fisafoahanao? Lehibe toy ny halehiben’ny fahatahorana anao izany.+
23 Mifofofofo ny tafio-drivotra avy amin’i Jehovah, eny, mipoaka ny fahatezerany izay toy ny rivo-mahery mitsoka mafy dia mafy.+ Hitambolimbolina eo amin’ny lohan’ny ratsy fanahy izany.+