Ohabolana 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 eny, rehefa ho avy toy ny oram-baratra ny zavatra hatahoranareo, ary ho avy tahaka ny tafiotra ny loza hanjo anareo,+ ary ho tonga aminareo ny fahoriana sy ny fotoan-tsarotra.+ Jeremia 25:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hisy loza hitety firenena,+ ary hisy tafio-drivotra mahery hifofofofo avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+
27 eny, rehefa ho avy toy ny oram-baratra ny zavatra hatahoranareo, ary ho avy tahaka ny tafiotra ny loza hanjo anareo,+ ary ho tonga aminareo ny fahoriana sy ny fotoan-tsarotra.+
32 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hisy loza hitety firenena,+ ary hisy tafio-drivotra mahery hifofofofo avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+