Joba 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hanozona azy anie ny mpanozona ny andro,Dia ireo vonona hanaitra voaibe!*+ Salamo 104:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Any no ivezivezen’ny sambo,+Ary ny biby goavam-be*+ kosa nataonao hilalao any.+