Joba 41:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 “Mahasarika ny voaibe*+ amin’ny lelam-pintana ve ianao,Sa mahafatotra ny lelany amin’ny tady? Joba 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izy aza tsy sahin’olona tairina,Koa iza no hahajanona eo anoloako?+ Salamo 74:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ianao no nanorotoro ny lohan’ny biby goavam-be,*+Ary nanome izany hohanin’ny olona monina any amin’ny faritra karakaina.+ Salamo 104:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Any no ivezivezen’ny sambo,+Ary ny biby goavam-be*+ kosa nataonao hilalao any.+
14 Ianao no nanorotoro ny lohan’ny biby goavam-be,*+Ary nanome izany hohanin’ny olona monina any amin’ny faritra karakaina.+