Genesisy 32:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho anefa tsy mendrika ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fitokisana rehetra nasehonao tamin’ny mpanomponao.+ Fa tsy nanana afa-tsy ny tehiko aho fony niampita ity Reniranon’i Jordana ity, nefa izao lasa antokony roa aho.+ 1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+ 2 Tantara 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Amazia+ taminy: “Koa ahoana ny amin’ireo talenta volafotsy zato efa nomeko ny miaramilan’ny Israely?”+ Ary hoy ilay lehilahin’Andriamanitra: “Afaka manome anao mihoatra lavitra noho izany i Jehovah.”+ Ohabolana 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’i Jehovah dia harena sy voninahitra ary fiainana.+ Isaia 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hahazo anjara avo roa heny+ ny oloko ho solon’ny henatra, ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany.+ Koa hahazo anjara avo roa heny+ izy ireo ao amin’ny taniny, ka hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
10 Izaho anefa tsy mendrika ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fitokisana rehetra nasehonao tamin’ny mpanomponao.+ Fa tsy nanana afa-tsy ny tehiko aho fony niampita ity Reniranon’i Jordana ity, nefa izao lasa antokony roa aho.+
9 Dia hoy i Amazia+ taminy: “Koa ahoana ny amin’ireo talenta volafotsy zato efa nomeko ny miaramilan’ny Israely?”+ Ary hoy ilay lehilahin’Andriamanitra: “Afaka manome anao mihoatra lavitra noho izany i Jehovah.”+
4 Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’i Jehovah dia harena sy voninahitra ary fiainana.+
7 Hahazo anjara avo roa heny+ ny oloko ho solon’ny henatra, ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany.+ Koa hahazo anjara avo roa heny+ izy ireo ao amin’ny taniny, ka hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra.+