FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+

      Ary namely tehamaina ahy, no sady nandatsa.

      Maro be izy ireo no nifarimbona niady tamiko.+

  • Joba 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Esoin’ny olona aho,+

      Ary ny fikomian’izy ireo no ifantohan’ny masoko.

  • Joba 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Izao anefa dia mihomehy ahy+

      Ireo tanora kokoa noho izaho.+

      Ny rainy aza anefa tsy navelako akory

      Hiaraka tamin’ny alika mpiandry ny ondriko.

  • Salamo 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy.+

      Manondro molotra sy mihivingivin-doha+ izy, ka manao hoe:

  • Hebreo 11:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Eny, ny sasany niharam-pitsapana ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana+ sy natao am-ponja+ koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara