3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+
20 Fa ny toetrany tsy hita maso,+ izany hoe ny heriny+ mandrakizay sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava hatramin’ny namoronana izao tontolo izao,+ satria hita amin’ny zavatra nataony.+ Koa tsy afa-tsiny izy ireo,+