-
Malakia 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Ary satria i Edoma manao hoe: ‘Notorotoroina izahay, nefa hiverina hanorina ireo tanàna rava’, dia hoy i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izy ireo hanorina, fa izaho kosa handrava.+ Ary ny olona dia hiantso azy ireo hoe “tanin’ny faharatsiana” sy “vahoaka nomelohin’i Jehovah+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.”
-
-
Joda 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Toy izany koa i Sodoma sy Gomora ary ny tanàna teny akaikiny,+ izay samy nanaram-po tamin’ny fijangajangana toy ireo anjely ireo koa, ka nanaraka ny filan’ny nofony mba hanao zavatra tsy fanao.+ Aseho ho anatra+ ho antsika ireo tanàna ireo, rehefa notsaraina ka nosazina tamin’ny afo maharitra mandrakizay.+
-