Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+ Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+