2 Samoela 22:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Velona i Jehovah.+ Hisaorana anie ilay Vatolampiko,+Ary hasandratra anie Andriamanitra, ilay vatolampy mpamonjy ahy!+ Salamo 99:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Asandrato i Jehovah Andriamanitsika,+ ary miankohofa eo amin’ny fitoeran-tongony.+Masina izy.+ Isaia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ianao no Andriamanitro, Jehovah ô!+ Mankalaza anao aho+ ary midera ny anaranao,+ fa nanao zava-mahagaga+ sy nanatanteraka izay nokasainao+ hatry ny ela ianao, satria tsy mivadika+ sy mendri-pitokisana+ foana.
47 Velona i Jehovah.+ Hisaorana anie ilay Vatolampiko,+Ary hasandratra anie Andriamanitra, ilay vatolampy mpamonjy ahy!+
25 Ianao no Andriamanitro, Jehovah ô!+ Mankalaza anao aho+ ary midera ny anaranao,+ fa nanao zava-mahagaga+ sy nanatanteraka izay nokasainao+ hatry ny ela ianao, satria tsy mivadika+ sy mendri-pitokisana+ foana.